| Teny iditra | marisarisa (risarisa (risa)) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Mararirary, tsy salamalama, misy rofy kely: Tsy ho afaka hankany ambanivohitra izahay anio fa misy marisarisa ny ankizy [1.1] | ||
| Mahatsiaro tena ho tsy metimety [1.13] | ||
| Not very well [1.7] | ||
| Indisposé, souffrant [1.8] | ||
| Malaise [1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | Sahiran-tsaina ve ianao fa marisarisa ny zanakao?
[2.117] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|