|
|
|
|

Teny iditra risarisa (risa)
Sokajin-teny anarana
 Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra [1.1]
 Faiblesse, débilitation, maladie [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra risarisa (risa)
Sokajin-teny anarana
 Famindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1]
 Action de marcher en se traînant, comme les malades, comme les canards [1.3]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/23