| Teny iditra |
marisika
(risika)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Mazoto hanao zavatra, mavitrika, mahery fo: Marisika amin' ny fianarana ny zanako Finaritra amin' ny zavatra iray, mandray anjara amin' ny zavatra iray: Tsy marisika ny hipetraka any ambanivohitra izy [1.1]
|
| | Active, earnest [1.2, 1.7]
|
| | Fervent, lively [1.2]
|
| | Zélé [1.3, 1.8]
|
| | Animé, ardent [1.3]
|
| | Actif [1.8]
|
| Ohatra | Marisika ihany ny fanahy, fa ny nofo no osa.
[2.996]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
marisika |
| Ny lasa : |
narisika |
| Ny hoavy : |
harisika |
| Filaza mandidy : |
marisiha |
|
|