|
|
|
|

Teny iditra marovany
Sokajin-teny anarana
Singan-teny maro, vany
 Valiha vita amin' ny hazo natambatra ho efajoro toy ny vata, ka valiha vata no ilazan' ny ankamaroan' ny faritany sasany azy [1.1]
  [Masikoro] Angorodao [2.606]
 Nom donné aux valiha, à cause des supports qui soutiennent les cordes [1.3]
 Instruments de musique faits avec un gros bambou, vany : entre-noeud) [1.196]
Voambolana 
Ohatra Indraindray no mba ampiarahina amin'ny zava-maneno : mandoliny na kabósy (gitara madinika), marovany na angorodao iangalian'ny mpanan-talenta antsoina hoe sairy ny beko masikoro. [2.606]
Teny nalaina 
Sary 

Teny iditra marovany
Sokajin-teny anarana
Singan-teny maro, vany
 (déformation de marovahy, un Mimulopsis (Acanthaceae) d'après Grandidier, fichier manuscrit. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/21