| Teny iditra | matetika (tetika) | ||||
| Sokajin-teny | mpamaritra na tambinteny | ||||
| Imbetsaka ary mifanakaiky ara-potoana: Mamangy an-janany matetika izy. [1.1] | |||||
| Misesy, mifanakaiky tsy misy elanelany lavitra; mifanety: Ataovy matetika ny ketsa raha ta hahazo vary betsaka ianao. [1.1] | |||||
| Often [1.7] | |||||
| Frequent [1.2, 1.7] | |||||
| Used of intervals of time or space in contradistinction to mahalana. [1.2] | |||||
| Souvent [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] | |||||
| Fréquent [1.3, 1.8] | |||||
| Serré, pas assez espacé. [1.5] | |||||
| Häufig halatra, loza matetika häufige Diebstähle, Unfälle = wiederholt [1.56] | |||||
| HäufigDie Infektion tritt in jedem Alter auf, häufig aber bei
Kindern. -- Er hat es ihr so oft gesagt, dass sie es eigentlich
wissen müßte. lalana aleha matetika ein häufig benutzter Weg; boky vakiana matetika ein häufig gelesenes Buch; mamangy olona matetika jemanden häufig besuchen = mehrmals, oftmals != einmal, selten. [1.56] | |||||
| Ohatra | Nifankahita matetika teo amin'ny rano mafana teo ireo zatovo roa nifankatia tamin'eritreritra ireo
[2.324] | ||||
| Haiendriteny |
| ||||
| Tohi-kevitra | mahalana | ||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14 |
|