| Teny iditra | mahalana (halana) | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Be elanelany, tsy mifanakaiky: Nataonao mahalana loatra ny hazo nambolena ka betsaka ny ambiny tsy lany Tsy mpiseho matetika, indraindray foana: Mahalana vao mitsidika anay aty ny lehibem-paritany [1.1] | ||
| Tsy mateti-piseho [1.13] | ||
| Far apart, not close. [1.2] | ||
| Clair-semé, espacé, qui se fait ou arrive de temps en temps [1.3] | ||
| Rare [1.13] | ||
| Ohatra | Namindra mahalana indray ilay tovolahy, nananika ny fiakarana somary mideza.
[2.529] | |
| Tohi-kevitra | matetika | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14 |
|