|
|
|
|

Teny iditra matevin-koditra
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny matevina, hoditra
 Ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina
Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24