|
|
|
|

Teny iditra matsatso (tsatso)
Sokajin-teny mpamaritra
 Tsy misy tsirony, tsy misy hamaminy, matsaboka: Matsatso izany ro izany fa asio sira kely
Tsotra loatra, tsy misa misy haingonkaingony mahafinritra; masirasira: Lahateny matsatso [1.1]
Ohatra Mahery fofona sady matsatso! [2.471]

Teny iditra Matsatso
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Voambolana 
Ohatra Ary milalao i Soratra sy Matsatso. [2.48]
Tsanganana sy sary iray takila Ny sampy taloha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05