|
|
|
|

Teny iditra matsilo (tsilo)
Sokajin-teny mpamaritra
 Mahira-maso fatratra, mahita zavatra faran' ny madinika: Matsilo ny masonao izany raha mahita lava-panjaitra amin' izao takariva izao
Mahira-tsaina, mahadinika [1.1]
 Qui a la vue perçante [1.3]
Ohatra 
1Manan-tsaina matsilo anefa. [1.381]
2Matsilo ny sainy, mafana ny fony, Mikaroka mafy tsy mety mitony. [1.437]

Teny iditra matsilo
Sokajin-teny anarana
 (toute l'île) (de tsilo : épine). Nom général des végétaux armés d'épines. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/04