| Teny iditra | menafify | |
| Sokajin-teny | mpamaritra | |
| Singan-teny | mena, fify | |
| Mena antitra Volombavan' antitra hariva vao menafify [1.1] | ||
| Rouge foncé [1.3] | ||
| Ohatra | Narosony faharoa indray izany trondro noho-sorany toton-koba, dia nendasiny nataony menafify ka lany mbamin' ny taolany.
[2.285] | |
| Tsipelina hafa | mena fify | |
| Tsanganana sy sary iray takila | Ny Loko | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
|