| Teny iditra | menavazana | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | mena, vazana | |
| Efa ela nanaovana, tranainy: Ireny efa mpampianatra menavazana Olona nanao raharaha miaramila taloha. Miaramila efa napetraka nefa naverina indray hifidianana ny mbola tokony ho volon' ny miaramila ihany: Nantsoina hivory daholo ny menavazana fa misy fiheverana ny vola fanampiana azy [1.1] | ||
| Old soldiers [1.7] | ||
| Anciens combattants, vétérans [1.8] | ||
| Ohatra | Voantso torak' izany koa I Day, Rasamy ary Parany, samy menavazana daholo ary samy avy ao Marovato.
[2.472] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|