| Teny iditra | miafa (afa) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena: Niempaka ny molotro nony niafa ny fanaviako. (Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra) [1.1] | |||||||
| Imperative and relative not used. To be recovering from sickness. [1.2] | |||||||
| Se dit de la fièvre qui diminue [1.3] | |||||||
| Voambolana | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Tovy hevitra | miafana | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02 |
|