|
|
|
|

Teny iditra miafana (afa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Enti-milaza ny fanaviana izay miala, misava, misinda, mihenkena
Raha ny aretina no lazaina, dia atao hoe miafa na miafana, fa raha ny marary kosa, manaritra [1.1]
Ohatra Niempaka ny molotro nony niafana ny fanaviako [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafana
Ny lasa : niafana
Ny hoavy : hiafana
Tovy hevitra miafa

Teny iditra miafana (afana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 To be purified; to be sprinkled with the water in the ceremony of the afana [1.2]
 Se purifier, recevoir l'aspersion, prendre un bain, etc. [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafana
Ny lasa : niafana
Ny hoavy : hiafana
Filaza mandidy : miafana

Teny iditra miana (afana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miafana [Fitanisana]
  [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08