|
|
|
|

Teny iditra miahona (ahona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mijanona tampoka, miato, ary tsy mandroso; misalasala [1.1]
 To halt, to cease, to stand falteringly, to hesitate, to leave off. [1.2]
 S’arrêter; faire halte, hésiter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miahona
Ny lasa : niahona
Ny hoavy : hiahona
Filaza mandidy : miahòna

Teny iditra miahòna (ahona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miahona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27