| Teny iditra | miahotrahotra (ahotrahotra (ahotra)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: hamba ~ misalasala | |
| Ohatra | aza miahotrahotra akory amin'ny fampandehananao azy, raha tsy ampijanoniko ianao.
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|