|
|
|
|

Teny iditra miainaina (ainaina (aina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bezanozano] [ miaiñaina ] Miemponempona [1.78]
  [Provincial] To catch one's breath, to breathe feebly [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miainaina
Ny lasa : niainaina
Ny hoavy : hiainaina

Teny iditra miainaina
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo] Omby bikana tsy dia matavy loatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20