| Teny iditra |
miainga
(ainga)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | (mitovy amin' ny Manainga) Miala amin' ny toerana iray ka mandeha: Amin' ny firy no hiainga ny fiaramanidina? [1.1]
|
| | To rise up, to be elevated, to be raised up; to set out on a journey. [1.2]
|
| Ohatra | Eo amin' ny faran' ny tanàna avaratra no miainga ny lalana mankany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miainga |
| Ny lasa : |
niainga |
| Ny hoavy : |
hiainga |
| Filaza mandidy : |
miaingà |
|
|
| Teny iditra |
miaingà
(ainga)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miainga
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|