| Teny iditra | miaingitra (aingitra) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Manao fihetsika manokana ho fisehoana ho zavatra na hiavahana amin' ny hafa, mihaitraitra: Miaingitra erỳ iny zazavavy iny rehefa mamindra Enti-milaza olona miseho ho sarotiny amin' ny sakafo ka mitady izay tsara sy fy lalandava: Loza raha hiaingitra amin' ny sakafo i dadatoanay [1.1] | |||||||
| Etre capricieux, fantasque, exigeant, difficile [1.3] | |||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|