| Teny iditra | aingitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Fihetsika ta hampiavaka ny tena amin' ny hafa, fahasarotsarotana. [1.1] | ||
| Fantaisies difficiles à contenter, singularité [1.3] | ||
| Sampanteny |
| |
| Teny iditra | aingitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Taimoro] Aika [1.78] | ||
| Teny iditra | aingitra | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | aiay | |
| Tsipelina hafa | angitra | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/09/05 |
|