|
|
|
|

Teny iditra miakanakana (akanakana (akana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihabahamba eo am-pitenenana noho ny tsy fetezan' ny lela miteny misosa tsara na noho ny tahotra na noho ny henatra na noho ny tsy fahalalana: Niakanakana izy teo am-pilazana ny zavatra niseho ka tsy ninoan' ny olona [1.1]
 To hesitate in speaking, to demur. [1.2]
 To speak hesitantly or brokenly. [1.7]
 Balbutier, parler avec hésitation; bégayer. [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miakanakana
Ny lasa : niakanakana
Ny hoavy : hiakanakana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05