|
|
|
|

Teny iditra miala (ala)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso [1.1]
 To leave, to go away [1.2, 1.7]
 To go out, to retire [1.2]
 Partir, quitter un lieu [1.8]
Ohatra 
1Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [2.470]
2Hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miala
Ny lasa : niala
Ny hoavy : hiala
Filaza mandidy : mialà

Teny iditra mialà (ala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miala [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08