| Teny iditra | miala nenina | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miala, nenina | |
| Manao izay rehetra azo atao mba tsy hisian' ny nenina [1.1] | ||
| To re-assure one's conscience; to prevent subsequent regret by making the best use of one's opportunities; to work off remorse by penitence. [1.2] | ||
| To do everything possible so that one will have no regrets later [1.7] | ||
| Faire tout son possible pour éviter des regrets possibles [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/09 |
|