| Teny iditra | mialo (alo) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mitondra hafatra: Moa ve efa nisy nialo ria tenin' ny Filohan' ny Nosy? Manatsoboka ao anaty ro: Mbola kely loatra ny zandrinao, ry Soa, ka alaovy ny sotrony dia aoka ianao no hialo ny variny ao anatin' ny ro [1.1] | |||||||||
| To moisten, as in alozina
To remove provisions, as in alozina, and place in the hands of inferiors To carry messages from one to another. [1.2] | |||||||||
| Servir d'intermédiaire, communiquer un message [1.3] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | mialo | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| [Bara] Mifanandro [1.78] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|