| Teny iditra | miamboho lahy | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miamboho, lahy | |
| Mandositra an' ady [1.1] | ||
| Ohatra | Lehilahy tsy nivadika ny fanaikena tokoa ianareo: izany ianareo no tena tsy-miamboholahy.
[2.298] | |
| Tsipelina hafa | miamboho lehilahy | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |
|