| Teny iditra | miampanga (ampanga) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Milaza olona ho nanao na nahavita hadisoana: Miampanga anao ny tsy fitenenanao, hoy Rakoto, satria raha tsy nanantanao, tokony hitondra porofo hanamarinanao teny Mitana olona ho nahavita heloka, mitory olona amin' ny fitsarana, amin' ny lehibe: Izaho, tompoko, dia miampanga an-dRabe ho nangalatra ny volako [1.1] | |||||||||
| To accuse [1.2, 1.7] | |||||||||
| To charge. [1.2] | |||||||||
| Accuser, dénoncer [1.8] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miampangà (ampanga) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miampanga | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/05/26 |
|