|
|
|
|

Teny iditra miandahy (lahy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao asa fanaon-dehilahy. [1.1]
Ohatra Tsy mba orin-daoka loatra ny toerana misy anay, fa raha vao midona ny andro, dia miandahy miambavy ny hanjono orana. [2.471]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miandahy
Ny lasa : niandahy
Ny hoavy : hiandahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11