|
|
|
|

Teny iditra miandriandriana (andriandriana (andriana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mitondra tena am-pahamendrehana, na dia tsy andriana ara-pirazanana akory aza [1.1]
 To act with great circumspection. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miandriandriana
Ny lasa : niandriandriana
Ny hoavy : hiandriandriana
Filaza mandidy : miandriandriàna

Teny iditra miandriandriàna (andriandriana (andriana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miandriandriana [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20