| Teny iditra |
miangona
(angona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mivory amin' ny toerana iray: Niangona tao an-tokotanibe ny fokonolona Mihandrona, mikambana: Miangona eto amin' ity lempona ity ny rano Mivavaka any am-piangonana: Lasa niangona i dada sy i neny [1.1]
|
| | To assemble, to congregate [1.2]
|
| | Se réunir, s'assembler [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miangona |
| Ny lasa : |
niangona |
| Ny hoavy : |
hiangona |
| Filaza mandidy : |
miangòna |
|
|
| Teny iditra |
miangòna
(angona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miangona
|
|