| Teny iditra |
mianonanona
(anonanona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mihatakataka, mipetrapetraka maka aina, nefa ny sasany milofo miasa [1.1]
|
| | To retire to a little distance after having conquered in a fight or lawsuit, or after having successfully accomplished anything. [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mianonanona |
| Ny lasa : |
nianonanona |
| Ny hoavy : |
hianonanona |
| Filaza mandidy : |
mianonanòna |
|
|
| Teny iditra |
mianonanòna
(anonanona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mianonanona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|