| Teny iditra |
miantefa
(antefa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mianjera, miantraika amin-javatra rehefa avy nandeha: Rehefa miantefa amin' ny rano ny tanamasoandro dia miova lalana Mihatra amy..., mikasika: Miantefa indrindra amin' ny tanora izany teny izany [1.1]
|
| | To light upon, as a bird upon the ground; to pitch upon a mark, as a ball or stone; to be in a settled state; to be arranged, as public business. [1.2]
|
| Ohatra | Noho ny taratry ny afo miantefa amin' ny endriny, dia niova ny volon-kodiny sy ny soratr' akanjo teny aminy.
[2.470]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miantefa |
| Ny lasa : |
niantefa |
| Ny hoavy : |
hiantefa |
| Filaza mandidy : |
miantefà |
|
|
| Teny iditra |
miantefà
(antefa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantefa
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|