| Teny iditra | miantrano (trano) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Miditra ao an-trano Mangata-bady: Amin' ny Asabotsy no hiantrano any amin-dry Saholy ny zanakolahy [1.1] | |||||||||
| Entrer dans la maison de quelqu'un [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Rehefa miantrano ao aminao, na ray aman-dreny fotsy volo, na zaza terak' omaly, dia samy tsy maintsy miditra eo ambany fanapahanao.
[2.285] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|