| Teny iditra | trano | ||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||
| Toerana amboarin' ny olombelona hataony fonenana, mipetraka amin' ny fototra, misy rindrina efatra sy varavarana, varavarankely, ary voarakotra tafo: Misy efitra enina ny tranonay Orin-javatra ataon' ny olombelona na ny biby ho fonenana: Tranomborona, tranon-kala, tranon' omby, tranon-takatra, tranon-tsoavaly Fitoerana fasiana zavatra: Tranon' afokasoka, tranom-tsabatra [1.1] | |||||||
| A house; a box or frame or housing for something [1.7] | |||||||
| Maison étui, cadre [1.3, 1.8] | |||||||
| Palais, habitation, tanière, nid, cocon Fourreau, casiers, boîte [1.3] | |||||||
| Caisse [1.8] | |||||||
| [Sakalava-Mayotte] [ traño ] Maison [1.405] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Lahatsoratra | Randzavola: trano ao amin' ny Baiboly | ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/09 |
|