| Teny iditra | miantsena (tsena) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
| Mandeha mankany an-tsena: Lasa niantsena i Neny [1.1] | |||||||||
| Ohatra | Izany mantsy no mba fanaoko tsy tapaka, rehefa avy miantsena toy izao aho.
[2.470] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | miantsenà (tsena) | ||||||||
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsena | ||||||||
| [1.1] | |||||||||
| [1.3] | |||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|