| Teny iditra | miantsoantso (antsoantso (antso)) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miteny mafy, milelalela [1.1] | |||||||
| Ohatra | ... milahatra isika rehetra, hatao tokony ho dimy metatra ny elanelantsika tsirairay avy, miara-mandroso mihazakazaka sy miantsoantso manatona ny tranon' i Beomby, dia samy manao izay hidirany ao amin' izay.
[2.472] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|