| Teny iditra |
miantsona
(antsona)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Manatona ny morona: Saika tsy afa-niantsona ilay lakanay noho ny rivotra Mijanona, mandatsaka vatofantsika: Niantsona tamin' ny seranana firy izany ny sambo nitondra anareo vao tonga tany Marseille? [1.1]
|
| | To be aground, to stop, to strike, to run ashore, as a canoe. [1.2]
|
| | To come to harbor, to anchor [1.7]
|
| | Aborder, être arrêté au bord de l’eau, être au mouillage:
Saiky tsy afa-niantsona ny lakana noho ny onjan-drano (La barque a abordé difficilement à cause des vagues) ~
Niantsona tamin’ ny seranana telo ny sambo (Le navire a mouillé dans trois ports) [1.3]
|
| | Entrer en rade, ancrer [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | Miala any Antongila izy, mihoatra any avaratry ny Tanjon' i Bobaomby ary dia miantsona mandray namana ao Nosy Be.
[2.508]
|
| 2 | Ny hany tombony angaha dia tsy miantsona eny afovoan-drano ny sambo ka mba mahita fisomebisebena eo an-tseranana aho.
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miantsona |
| Ny lasa : |
niantsona |
| Ny hoavy : |
hiantsona |
| Filaza mandidy : |
miantsòna |
|
|
| Teny iditra |
miantsòna
(antsona)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsona
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|