| Teny iditra |
miaoriana
(aoriana)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mandeha eo aoriana: Aoka ianao hiaoriana fa mety hisy loza eto aloha Tsy manondro ny ora marina fa lasa aoriana foana: Miaoriana ity famantaranandroko ity ka hoentiko any amin' ny mpanamboatra famantaranandro [1.1]
|
| | To be behind, to be long in coming. [1.2]
|
| | être derrière, rester en arrière, être en retard, retarder [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Miaorina izy (Il est derrière)
[1.3]
|
| 2 | Miaorina ny famantaranandroko (Ma montre retarde)
[1.3]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miaoriana |
| Ny lasa : |
niaoriana |
| Ny hoavy : |
hiaoriana |
| Filaza mandidy : |
miaoriàna |
|
|
| Teny iditra |
miaoriàna
(aoriana)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miaoriana
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|