| Teny iditra | miapokapoka (apokapoka (apoka)) | |
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
| Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: mitomany | |
| Ohatra | Ny zanakao lahy efa reraka ka miapokapoka eny an-joron-dàlana rehetra eny
[2.996] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2013/11/07 |
|