|
|
|
|

Teny iditra miarahaba (arahaba)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manolotra arahaba: Vao tonga ny mpianatra dia miarahaba ny mpampianatra
Midera, manome dera ombam-pirarian-tsoa: Miarahaba anareo nahazo fara aman-dimby, tompoko [1.1]
 To salute, to congratulate. [1.2]
 To greet, to congratulate [1.7]
 Saluer; féliciter [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miarahaba
Ny lasa : niarahaba
Ny hoavy : hiarahaba
Filaza mandidy : miaraha

Teny iditra miaraha (arahaba)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miarahaba [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20