| Teny iditra | miaraka amin' izay | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | miaraka, amy, izay | |
| At once [1.7] | ||
| Tout de suite [1.8] | ||
| Ohatra | Nisolo akanjo haingana izy, ary nasain' Ineny namonjy fandriana niaraka aminizay sady nirakotra tsara.
[2.332] | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|