| Teny iditra |
miasa
(asa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | To work [1.2, 1.7]
|
| | To till, to labour In the provinces it means to count. [1.2]
|
| | To till the soil [1.7]
|
| | Travailler la terre; travailler [1.8]
|
| Ohatra |
| 1 | - tsy maintsy miasa mafy hitoetra ho tantsaha miaina amin' ny fiainana iray zara fa velona.
[2.470]
|
| 2 | Rahefa ratsy ny andro, ka manonja loatra ny ranomasina, dia tsy miasa.
[2.471]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miasa |
| Ny lasa : |
niasa |
| Ny hoavy : |
hiasa |
| Filaza mandidy : |
miasà |
|
|
| Teny iditra |
miasà
(asa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miasa
|
| Ohatra | Raha te ho sambatra ianao, rahatrizay, mianara tsara ary miasà mafy
[1.1]
|
|
| Teny iditra |
miasa
(asa)
|
| Sokajin-teny | mpamaritra
|
| | Sharpened, whetted. [1.2]
|
|