|
|
|
|

Teny iditra miasa vava
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny miasa, vava
 Miteny be dia be fa tsy arahin' asa: Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16