|
|
|
|

Teny iditra miavona (avona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Mihevi-tena ho ambony ka manao ny sasany ho tsinontsinona
Mitovy hevitra: be taim-bava ~ mangeto-bava ~ midaondaom-bava [1.1]
 être orgueilleux, fier [1.3, 1.5]
 être dédaigneux [1.3]
 Faire le délicat, la petite bouche [1.3]
Ohatra 
1
izaho ity hoy ilay zaza miavona
iza no anaranao?
[2.131]
2Hay tafara-dia samy miavona ianareo roa, ka ny aloha tsy manao hoe: [2.529]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miavona
Ny lasa : niavona
Ny hoavy : hiavona
Filaza mandidy : miavòna

Teny iditra miavòna (avona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavona [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27