| Teny iditra |
miavosa
(avosa)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mitoby betsaka miakatra, miavoavo, mivongovongo amin' ny toerana iray: Miavosa be itỳ lamba hosasako, hoy i Soa [1.1]
|
| | To be in a heap, as rice, manioc, etc. [1.2]
|
| | S’accumuler, être entassé [1.3]
|
| Ohatra |
| 1 | Taolam-potsy manao antonta miavosa.
[2.576]
|
| 2 | Itony varin-dRakoto, miavosa be toa fasika.
[2.857]
|
| 3 | Miavosa ny ohatra fa ny akaiky sy ny manaitra indrindra no horaisintsika.
[4.27]
|
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
miavosa |
| Ny lasa : |
niavosa |
| Ny hoavy : |
hiavosa |
| Filaza mandidy : |
miavosà |
|
|
| Teny iditra |
miavosà
(avosa)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miavosa
|
| | [1.3]
|
|