| Teny iditra | miavovona (avovona) | ||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
| Miavosa, mifanongoa, miavoavo be: Vato miavovona [1.1] | |||||||
| Ohatra | Feno menaka ny vava ary miavovona eo an-dovia ny ravin' akondro mandimandina avy nihinana.
[2.470] | ||||||
| Haiendriteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|