| Teny iditra | avovona (vovona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampifanongoavina, atao antontany: Aza avovona eto an-tokotany ny fako fa ario [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | avovona | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fiavosa mifanongoa miavoavo. [1.1] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|