| Teny iditra |
mibadabada
(badabada (bada))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Tambahoaka]
Mipentsompentsona, mivatsavatsa [1.78]
|
| | Miakanakana rehefa miteny ka tsy mazava izay lazaina: Mibadabada matetika ny zazakely latsaka ny roa taona Miraiki-dela rehefa miteny ka miambatrambatra: Mibadabada Rajao rehefa miteny [1.1]
|
| | To express one's self incoherently; to blab, to betray secrets. [1.2]
|
| | Parler avec incohérence, confusément [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibadabada |
| Ny lasa : |
nibadabada |
| Ny hoavy : |
hibadabada |
| Filaza mandidy : |
mibadabadà |
|
|
| Teny iditra |
mibadabadà
(badabada (bada))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibadabada
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|