| Teny iditra |
mibaikabaika
(baikabaika (baika))
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Tsy afa-mandeha haingana fa misabaka ny tongotra roa rehefa mamindra: Mibaikabaikany fandehan' i Koto taorian' ny nanaovana hasoanana azy [1.1]
|
| | To step or walk in a mincing and affected manner. [1.2]
|
| | Marcher en écartant les jambes [1.3]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibaikabaika |
| Ny lasa : |
nibaikabaika |
| Ny hoavy : |
hibaikabaika |
| Filaza mandidy : |
mibaikabaikà |
|
|
| Teny iditra |
mibaikabaikà
(baikabaika (baika))
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mibaikabaika
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|