| Teny iditra |
mibango
(bango)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Enti-milaza ny volo voamboatra milamina tsara ary voarandrana [1.1]
|
| | [Tanala]
Manao volo, mirandrana, mandamim-bolo [1.78]
|
| | To wear the hair in the form of bango. [1.2]
|
| Voambolana |
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibango |
| Ny lasa : |
nibango |
| Ny hoavy : |
hibango |
| Filaza mandidy : |
mibangoa |
|
|
| Teny iditra |
mibango
(bango)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | [Bara]
mankafy,
midera
[1.78]
|
| | [Provincial]
To take enjoyment, to take delight in something [1.2]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibango |
| Ny lasa : |
nibango |
| Ny hoavy : |
hibango |
| Filaza mandidy : |
mibangoa |
|
|