| Teny iditra |
midera
(dera)
|
| Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
| | Mankalaza: Nidera ny voalohany ny mpampianatra [1.1]
|
| | To praise, to celebrate, to glorify, to exalt [1.2]
|
| | To praise, to speak well of [1.7]
|
| | Louer, exalter [1.3, 1.8]
|
| | Célébrer [1.3]
|
| Ohatra | Ny mpanao fanjakana misafo toy izany dia midera sy misaotra hatrany ireo niandraikitra ny fanatanterahana ny asa.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
midera |
| Ny lasa : |
nidera |
| Ny hoavy : |
hidera |
| Filaza mandidy : |
miderà |
|
|
| Teny iditra |
miderà
(dera)
|
| Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao midera
|
| | [1.1]
|
| | [1.3]
|
|