| Teny iditra |
mibaribary
(baribary)
|
| Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra
|
| | Miseho tsy misy miafina na kely aza [1.1]
|
| | To be conspicuous, to appear distrinctly, to be well defined; to hold the eyes open, as one completely absorbed in thought. See harihary
[1.2]
|
| | To be in view, to be evident [1.7]
|
| | être bien en vue; être évident [1.8]
|
| Ohatra | Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
| Ny ankehitriny : |
mibaribary |
| Ny lasa : |
nibaribary |
| Ny hoavy : |
hibaribary |
| Filaza mandidy : |
mibaribaria |
|
|